Etat Civil | Nouvelle CIN | 50000 Ar
Date: 12-03-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #806
Nanao kara-panondro aho ary afaka une semaine miverina maka azy hoy n tompon'andraikitra. Isaky ny maka an'ilay izy anefa aho dia arirariran'ilay mpiasa foana. Ary nilaza tamiko moa izy faraha nanome 50000 Ar azy hono aho dia vita rehefa vetivety ilay izy. tsy nandoa an'io vola io moa izaho
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire