Fanamboarana CIN

Accueil|Fanamboarana CIN
Etat Civil | Nouvelle CIN | 7000 Ar
Date: 22-06-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #809

Tamin'io andro voalaza etsy ambony dia nandeha nanamboatra ny CIN aho, rehefa talata sy alarobia ihany ny fandraisana ny dossier anaovana CIN, ary voafetra ny isan'ny raisina, marihina fa tena tsy maintsy milahatra vao maraina be vao voaray ny dossier. Nisy aza niverimaina fotsiny rehefa tsy araka ny isa zay ilaina. dia miditra tao @ birao aho nanatitra ny dossier-ko dia niteny azy aho hoe anaovako examen ity CIN ity fa oviana no vita? dia niteny ilay madama hoe @ 16/07/16 vao vita na raha manome vola 35000 F ianao dia afaka alainao @ alarobia na rahariva ihany dia vita. Nanaika aho hoe anatitra io vola io ny hariva satria mila miteny mialoha hono. Avy teo izaho dia tsy niverina teny intsony fa niandry tamin'ny 16 jolay 2016 vao nalaiko ny CIN-ko

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire