Etat Civil | Nouvelle CIN | 10000 Ar
Date: 11-2011 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #646
Nampanamboatra karatra ahotamin'io fotoana ioka 500ar ny saran'izany fa saingy elaela vao vita . Raha mandoa 10000ar kosa dia eo noho eo . Tapaka ny jiro tamin'io fotoana io nampiasa hafetsena aho ka nody nanao hoe nampandoavinareo 5000ar aho ka efa nandoa kanjo, ilay ahy tao amin'y toerana nandoa 500ar fa tsy nanaiky ao fa efa nandoa hoy aho, voatery ry zareo namerina ahy rehefa tolakandro.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire