Etat Civil | Acte de naissance | 7000 Ar
Date: 11-07-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #896
Raha mba hanamboatra kopia ny tenako satria simba ilay kopiko original ka nandeha namonjy ireo tompon'andraikitra mikasika izany tao amin'ny Mairie ny tenako mba hijery ilay boky firaiketana ny sorampiankohonana dia niteny izy ireo fa sarotra ny mijery izany fa mila manome vola kely mba ijerevana azy malaky.ka voatery tsy maintsy nanome zaho satria ilaiko maika ilay kopie.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire