Etat Civil | Acte de naissance | 5000 Ar
Date: 10 décembre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1333
Mpianatra izay nikarakara kopia tao amin'ny commune ny tenako.Nisy fahadiasoana kay ilay kopia ka tsy neken'ireo nanao azy.Niangavy tamin'io olona nanamboatra azy io moa zao ny mba hifanarahanay ka tonga dia nomeko vola izy fa tena ilaiko maika ilay kopia dia nanaiky izy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire