Fanamboarana kopia

Accueil|Fanamboarana kopia
Etat Civil | Acte de naissance | 20000 Ar
Date: 11 juillet 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1359

Raha nitady ny kopiako tao amin'ny Mairie moa ny tenako dia notadiavin'ireo olona tompon'andraikitra misahana izany vola ny izay mitentina 20000ar satria dia mbola avadika ambony ambany avokoa hono ireo dossier maro ireo ka afaka herinandro miverina.teo dia gaga zaho satria dia tokony ho 4000 Ar no sarany mijery izany.Voatery nanodoa moa ny tenako satria dia ilaiko maika ny kopia fa ikarakarako dossier

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire