Fanamboarana taratasin’ny pousse-pousse

Accueil|Fanamboarana taratasin’ny pousse-pousse
Services municipaux | Taxe locale | 100000 Ar
Date: Janvier 2017 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1112

Tsy afaka manamboatra taratasy na mamoaka vignette vaovao ho an'ny pousse vaovao intsony ny kaominina noho ny hamaroan'ny pousse. Tsy maintsy nanao risoriso aho mba azahoako taratasy afahako mampiasa ny pousse-ko

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire