Justice | Jugement | 2400000 Ar
Date: 12-01-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #903
Izaho dia nitorian'olona fa hoe ananany vola nefa ny volany efa nomeko azy ka miakatra @fitsarana ny raharaha dia niteny amiko ny juge hoe mila manome vola dia afaka ianao
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire