Fanamparana fahefana nataony mpiasany foret

Accueil|Fanamparana fahefana nataony mpiasany foret
Autre | Autre | 15000 Ar
Date: 13-04-2016 , Menabe – Morondava | Rapport #997

Nisy olona nitondra hazo avarotra izay tojo mpiasany foret tao Morima ka nosakanany ilay lehiben'ny ala ilay olona nitondra hazo ka nampandoaviny vola 15000 Ar ary avy eo dia nalainy ilay hazo ka nampidiriny tao anatony tranony.Voatery tsy maintsy nandoa vola ilay tompony hazo fa natahotra 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire