Domaine foncier | Délivrance dâ??un titre | 40000 Ar
Date: 12-12-2014 , Analamanga – Antananarivo Avaradrano | Rapport #352
Haka ny titre ny taniko moa zaho tamin'izay fa efa natao avokoa ny rehetra izay tokony natao hahazoana izay ary tsy nisy olana avokoa. Tsy nety vita ihany anefa ilay taratasy fa hoe miverena lava izao ihany no lazaina amiko. Nisy lehilahy iray izay vao avy naka ny azy nanontaniako dia hoy izy hoe izaho nanome vola dia azoko vetivety ny ahy. Izaho moa tsy nanome ka ela ny ela dia azoko ihany.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire