Santé | Gestion du fonds d’équité | 5000 Ar
Date: 06 juillet 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1158
Nanao analyse tao amin ny Laboratoire taoamin CHRR Morondava ny tenako dia nampandoaviny vola mihoatra ny tokony ho izy fa oe tokony sasana zao izy fa malotonareo ve no isany dia tsy nanaiky izy raha tsy naome vola amboniny ho azy ary marihina fa tsy nisy rosia ilay izy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire