Etat Civil | Nouvelle CIN | 4500 Ar 
Date: 23-09-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #740 
Rehefa nanao CIN aho dia nanontaniny ilay tompon'andraikitra hoe ilaina maika anaga fa raha izay dia afaka manome 5000 ar dia vita aingana, nefa raha araka ny tokony ho izy dia 500 ar no vola aloha raha anao CIN
Le citoyen n’a  pas demandé à ce que le rapport soit partagé
							 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment