Fanaovana CIN

Accueil|Fanaovana CIN
Etat Civil | Nouvelle CIN | 15000 Ar
Date: Juillet 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1229

mikarakara dosssier maika ny tenako ary efa andro dia ho tapitra izany nefa dia mbola ela vao ho vita ilay CIN hany ka voatery tsy maintsy nitady fomba ny tenako mba hahavitana azy malaky ka tsy maintsy nanome vola an'ilay tompon'andraikitra amin'izany

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire