Etat Civil | Nouvelle CIN | 10000 Ar
Date: 2013 , Boeny – Mahajanga II | Rapport #1273
Voatery aho naome tsolotra satria very ny karapanondroko ka tsy maintsy manamboatra farak'izay haingana satria miankina amina resa bola ilay izy ka tsy maintsy manao kolikoly aho mba hahavita azy malaky
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire