Fanaovana concours d’entrée amin’ny Université

Accueil|Fanaovana concours d’entrée amin’ny Université
Education | Accès à l’université | Ar
Date: 15 décembre 2013 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1190

nanao fifaninana hiditra hianatra ao amin'ny sampampianarana sociologie ny tenako.Rehefa natao ilay fitsapana dia vita soamantsara ka vao nivoaka ny salle ny tenako dia nisy  olona izay niamby anay taonamonjy ahy ka hoy raha tianao sy safidinao tokoa ny hianatra ato dia omeo kely zaho fa afahako anao teo zaho dia gaga satria tsy nampoiziko ilay izy ka tsy nanaiky handoaan'izany ny tenako fa hoy navaliko azy hoe raha afaka tokoa aho dia anjarako zay fa raha tsy afakaaho dia aleoko miova filiere hafa na mifindra amin'ny privée

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire