Gendarmerie | Autre | 500000 Ar
Date: 2015 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #1387
Ny fanaovana examen amin'izao fotoana izao dia tsy manjary satria resaka ara-bola no atao ary mety hisy kiantranoantrano, misy ihany koa ny kolikoly ao an-tsekoly ataon'ny mpampiantra. Anisan'ny mitondra faisana ho an'ny olona manam-pahaizana izany satria simba fahaizany, lasa ny olona bado no lasa mahomby amin'ny fanadinana.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire