Transport | Transport publique | 15000 Ar
Date: 2017 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1111
Tsy naita place intsony izahay 3 mianaka nefa hody any Mahanoro anoa Paska ny sabotsy atoandro. Feno ny toerana. Nisy place 3 anefa mbola tsy payées ny billet nefa efa réservées ka io no nomen'ny guichetier anay raha nanome vola manokana ankoatran'ny frais izahay
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire