Fanapara-pahefana nataon’ny zandrin’ny filoha

Accueil|Fanapara-pahefana nataon’ny zandrin’ny filoha
Mine | Autre | Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #514

Tamin'ny vaovao heno aloha , dia ny fanamparam-pahefana nataon'i Aina RAjaonarimampianina teo amin'ny karieram-bato izay. Mazava anefa ny taratasy momba ny raharaha io, hitsahara maso amamaso fa taratasy hosoka sy fahatahorana ireo olona ireo dia misy fiantraikany ihanyb amin'ny zana-bahoaka izany. Ny maha zandriny filoham-pirenena azy hono ny tsy atahorana ny manampatra fahaefana tahaka izany. Mijaly ny zana-bahoaka raha izany tokoa ny mitohy izany hoe misy "complicité" n'izy roa tonta ao.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias

Laissez un commentaire