Gendarmerie | Protection | Ar
Date: Novembre 2016 , Ihorombe – Ihosy | Rapport #1414
Mijaly ny vahoaka ao Voatavo. Ampandoavin'ireo Gendarme vola ny fokonolona rehefa hanao fanarahan-dia amin'ny halatra omby. Raha tsy manome vola ny fokonolona dia mijanona ny asa hatao
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire