Services administratifs divers | — Choisissez le sujet — | Ar
Date: 04-06-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #705
Ministeran’ny ati-tany, misy fanararaotam-pahefana eo amin’ny resaka fananan-tany. Nisy olona nanana tany ka nolazain’ny mana-pahefana tao fa azy ilay tany ka tsy omeny an’ilay tompony mihitsy raha tsy mandoa vola ilay tompony.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire