Fanararaotam-pahefana

Accueil|Fanararaotam-pahefana
Services administratifs divers | Autre | Ar
Date: 05-07-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #710

Maro amin’ireo mpivarotra amoron-dalana no iharan’ny tsindry azo lena ataon’ny fivondronana ka mahatsiaro mijaly satria rehefa mandalo ny fivondronana dia mandroaka avy hatrany  ny entana amidin’izy ireo. Rehefa tonga anefa ny fotoana hanaovana ny Procés-verbal ka akana ny entana izy ireo dia nitaraina very entana satria voharakitra anaty Procés-verbal marina ny isan’ny entana lasa ny fivondronana.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

2 Commentaires

  1. Andriamanalina Fidy 20 juillet 2016 at 9 h 49 min - Reply

    Ny fiaran’ny « olona ambony » zay tsy misy « escorte » dia manapatra fahefana @ 4×4 be entiny na io jeneraly retraité na io ministra, na député na Juges na sénateur dia mampiato ny fifamoivoizana, efa nisy décret nivoaka t@ taona 2006 tany nilaza fa tsy manana alalana hampiato fifamoivoizana ny fiara entina tsy arahana « escorte ». .

  2. Andriamanalina Fidy 20 juillet 2016 at 10 h 07 min - Reply

    Les services des domaines BIF … ny fakàna Certificat de Situation Juridique (CSJ) dia tena mapijaly olona MIHITSY ! Efa ho 2 volana izao ny olon-dehibe no nivezivezy teny @BIF @ By Pass tsy azony io ! mila mandoa 25.000 ar hono dia azo anio zany !!! Tena tsy mety ! Ny CSJ dia taratasy manamarina fanan-tany.. Ilaina be io..

Laissez un commentaire