Autre | Autre | Ar
Date: 24-07-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #823
ministeran’ny Ati-tany , nisy fanararaotam-pahefana eo @ resaka fanaovan-tany. Nisy olona nanana tany ka nolazain’ny manam-pahefana tao fa azy ilay ka tsy omeny an’lay tompony mihitsy raha tsy mandoa vola be ilay tompon-tany
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire