Police | Autre | Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #548
Nisy olona mpanam-bola be tao amin'ny fokotany antsoina hoe Andabatoana ka nisy zaza lahy valo ambinifolo taona nila an'zanaky madama ity samy valo ambifolo taona izy rao ary tena nifankatia. Indray andro tratrany madama ity izy rora ka avy ahtranynantsoina polisyity zaza lahy ity satria halany fa mahantra ary mbola nilaza amin'ireo polisy izy fa hanome vola mba ahafahany ity zaza lahy ity hivoaka.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire