Fanararaotana

Accueil|Fanararaotana
Secteur privé | Autre | Ar
Date: Janvier 2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1097

Fitadiavana asa;niharan'ny fanararaotana ara-nofo ity vehivavy iray izay nangataka asa tamin'ny orin'asa lehibe anankiray. Nataony satria sahirana izy fa tsy manan'asa.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire