Transport | Transport publique | 500 Ar
Date: 24-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #734
Mpitondra taxi brosy no asako. Isaky ny mandalo gendarme izaho dia voasakana foana ary savahina ny taratasin'ny fiara. Rehefa ara-dalàna avokoa ny momba ilay taratasin'ny fiara dia teren'ireo gendarme handoa vola 500 Ar. Izany foana no iainanay mpitatitra olona amin'ny RN7 mandrapatonga any amin'ilay toerana tokony haleha.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire