Fanararaotana ataon’ny mpiasan’ny pêche

Accueil|Fanararaotana ataon’ny mpiasan’ny pêche
Entreprise publique | Obtention d’un service | Ar
Date: 06 juin 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1250

Mpihaza no asako ary mampiasa harato tondro 4 ny tenako.Sendra nanao contrôle ireo mpiasan pêche dia tsy nekeny ilay haratoko ka nalainy any dia mila manaraka azy any amion birao hono,teo zaho dia gaga satria tsy nanampo an izay mintsy.Rehefa avy any moa zahay dia notakiany vola fa tsy manaraka ny lalana misy hono ny haratoko.tsy naneky an zay moa zaho ka voatazona any ny haratoko ary tsy nalaiko mintsy 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire