Fandoavan-ketra

Accueil|Fandoavan-ketra
Impôts | Impôts sur les revenus | 30000 Ar
Date: 10 Novembre 2010 , Menabe – Morondava | Rapport #1160

raha nandoa hetra moa ny tenako dia nampandoavina vola 30000 ankoatriny ilay tokony haloako  faraha tsy izay hono dia afaka herinandro miverina fa mbo maro olona eo aloha.voatery nanome moa zaho satria avy lavitra  

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire