Impôts | Impôts sur les revenus | 50000 Ar
Date: 09 avril 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1235
Raha nandoa hetram-barotra tao amin impot ny tenako dia hita fa tena manararaotra tokoa ireo olona tompon'andraikitra amin'izany raha ho 30000 Ar no aloa dia 50000 no takiany fa rehefa angalana recu dia tsy manome izy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire