Transport | Transport publique | 2000 Ar
Date: Mars 2017 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #1419
Ireo fenetre na tomobily dia sokafana rehefa mabdeha ny fiara dia mahazo rivotra izay mipetraka eo, ka na misoratra alohan'ny fotoana aza ianao dia tsy omen'ny zareo ny seza eo akaiky ny fenetre raha tsy ampiana ny vola fa voatokana ho sara-dalana.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire