Autre | Autre | Ar
Date: 26-11-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #565
Tamin'izahay nanao fanentanana mahakasika an'ny polio teo dia nisy tranga iray nampalahelo sattria raha miisa raopolo izahay dia ny fito amin'io dia fianakaviana iray avokoa ,tsy vitan'izay fa mbola nampanaovina sonia fotsy ihany koa izahay ka tsy fanatatray ny tena isan'ny vola tokony ho raisinay.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire