Faneriterena olona ataon’ny zandary

Accueil|Faneriterena olona ataon’ny zandary
Gendarmerie | Autre | Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #507

Ny zavatra ataon'ny zandary rehefa misava pasipaoro na kara-panondro izy dia na mazava ohatrin'inona aza izany dia tys maintsy mandoa vola aloha zay vao azo ilay karatrana pasiaporo. Raha tsy mandoa vola dia tsy azo ilay karatra na pasipaoro fa entin-dry zareo ny kara-panondronao.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire