Faneriterena olona ataon’ny zandary

Accueil|Faneriterena olona ataon’ny zandary
Gendarmerie | Autre | Ar
Date: 05-05-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #769

Ny zavatra ataon’ny zandary rehefa misava passeport na karam-panondro izy dia na mazava otran’inona aza izany dia tsy maintsy mandoa vola aloha zay vo azo ilay karatra na passeport. Raha tsy mandray vola dia tsy azo ilay karatra na passeport fa entin’ny ry zareo mody ny karam-panondro

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire