Services municipaux | Autre | Ar
Date: 20 août 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1338
Maro tokoa ny olona no hiditra aoamin'ny biraony Mr le Maire izay mitady azy,ka nisy olona izay miseho mahay azy ka tsy miraharaha ireo olona maro izay milahatra teo fa saika tonga de hiditra raha vao nivaoka ilay olona tao.Noteneniny ilay secretaire ilay olona hoe"ianao anga efa nandalo teto amiko aoka anao handalo eto ary mbola maro koa ny olona eo alohanao raha tsy hoe manana rendez-vous manokana anao.tsy nahateny moa ilay olona ka dia niamby ny filaharany.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire