Fangalana casier judiciaire

Accueil|Fangalana casier judiciaire
Justice | Autre | 5000 Ar
Date: 02-06-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #781

Misy ireo mandoa vola ambon’ny tena izy ( 25000 F) raha tsy te hilahatra rehefa maka ny casier judiciaire ao amin’ny tribunal. Marihina fa 5000 F ny vola tokony aloha rehefa haka azy io

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire