Fangalana certificat de résidence

Accueil|Fangalana certificat de résidence
Fokontany | Actes administratifs | 6000 Ar
Date: 17 février 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #1208

Raha nanomana dossier ny tenako izay karakaraiko fanadinana SEMIPI dia nampifilafilainy ny tenako ary ataony oe lany ihany dia averimberiny matetika eo ny tenako.farany dia nanotany azy aho oe fa ahoana inona ny olana,mila mandoa vola 3000 Ar hanaovana photocopie ary ny sarany cachet amin'ilay certificat 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire