Services administratifs divers | Autres | 10000 Ar
Date: 11-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #297
Naka équivalence-na diplôme tao amin'ny Ministera tao 67ha dia nasain'ilay olona responsable momba an'io nadoa vola 10.000AR hafa ankoatry ny tokony aloa ar-dalàna.
Tsy nety nandoa aho dia nasainy niverina afaka 5 andro.
Tonga aho afaka 5 andro,dia nasainy niverina indray afaka 5 andro, tsy nety aho ary nitokona teo ka nomeny ihany ny ahy fa maro ireo olona tsy sahy nandà ka nandoa vola 10.000AR avy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire