Fangalàna vola amin’ny mpianatra

Accueil|Fangalàna vola amin’ny mpianatra
Education | Autre | 5000 Ar
Date: 07-06-2010 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #785

Rehefa hifarana ny taom-pianarana dia misy fanadinana hifindrana kilasy. Atao ny examen kanefa  raha tsy nandoa vola kely amin’ilay mpampianatra dia ambany ny note na mahay tsara ary. Ka dia voatery mandoa mba tsy hampilatsaka ny moyenne satria anisan’ny matière de base ilay izy. 25000 F ny vola isaky ny mpianatra.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire