Fangalana vola amin’ny tsy rariny

Accueil|Fangalana vola amin’ny tsy rariny
Gendarmerie | Circulation | 5000 Ar
Date: 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1238

Mpamboatsy charbon zaho ary manana permis sy mahavoloa izany hetra ara-dalana kanefa rehefa mitatitra sy handeha hamarotra ireo vokatra azo dia sakananireo zandary ireo fa mila mametraka vola hono vao mahazo mandeha.Voatery tsy maintsy manome moa ny tenako satria handeha hamarotsy tegna de maika ny hivarotsy

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire