Autre | Autre | Ar
Date: 08-06-2016 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #917
Nampiditra fahana 2000 Ar indray andro fa hiantsoako ny mpampiasa ahy rehefa afaka ampitso, kinanjo nalain'i Airtel ny 800 Ar tamin'ny crédit-ko ary arahiny SMS lavalava izay; nony hariva koa dia niala ihany ny 600 Ar ary tonga ny maraina vaovao lany ny crédit-ko rehetra. Nangataka fanazavana tany amin'i Airtel eto Toliara aho fa tsy avy aminay hono fa avy any amin'i Airtel foibe.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire