Fangalarana vola

Accueil|Fangalarana vola
Education | Autre | Ar
Date: 10-10-2017 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #979

Mijaly izahay  mpilalao baolina kitra ekipan'ny Universiten'ny Toliara. Antony dia tsotra, isaky ny maraina 500 ariary isambatan'olona ny  vola kafenay, ny an'ny Oniversite sasany dia 5000 ariary isakin'ny mpilalao isan'andro. Tena tsy rariny. Ny laokanay amin'izany tsy manjary: fotsivody tsy misy menaka, pomme de terre tsy misy menaka kanefa raha miboaka ny totalin'ny vola bazary isan'andro dia mitentina 2000 000 Fmg. Gaga araka izany ny mpampianatra mitondra anay fa nahoana no izao no laokanareo kanefa ny vola bazary mivoaka tsy mifanaraka  akory amin'ny entana voavidy? 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire