Fangatahana asa

Accueil|Fangatahana asa
Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 11-03-2016 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #921

Maro ny "poste" ao Ambovombe amin'ny asa ara-panjakana dia mbola maro kanefa tsy tafiditra mihitsy ianao raha tsy manana longo mahitahita kanefa ny ao amin'ny "poste" iray olona telo ihany. Ohatra: ny birao décentralisation, Population, Culture. Kanefa maro ihany olona manana diplome nefa tsy an'asa de maninona tsy mba omena asa.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire