Fangatahana casier judiciaire

Home|Fangatahana casier judiciaire
Justice | Autre | 5000 Ar
Date: 27 novembre 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1357

Naka bummetin N°3 taoamin'ny tribunal ny tenako dia maro hono ny olona eo alohako ka amin'ny alatsinainy heriny mipoly fa zay vao mety ho vita.Eo moa dia tsy hitako ro atao satria lay dossier ilaiko maika ka voatery tsy maintsy nanome kely azy aho mba  hahavitany zavatrako malaky

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

One Comment

  1. RAKOTOMALALA 21 septembre 2022 at 12 h 11 min - Reply

    bonjour mba mangataka ny adresy tribunal FIANARANTSOA exacte zaho TERAKA FIANARANTSOA angatahako ny casier judiciaire ko azafady mba valio izay mba mahalala MISAOTRA TOMPOKO

    TEL 06 1 580 45 05 OU MAIL : HENINTSOAFARA@GMAIL.COM

Leave A Comment