Services administratifs divers | Légalisation de signature et certification | 40000 Ar
Date: Mars 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1206
Raha tonga teny andohalo ny tenako dia nanatonaavy hatrany an'io birao fakana an'io taratasy io.Nisy miaramila anefa nandray ahy ka hoy izy hoe raha tianao ho vita malaky io taratasy io dia mandoa 40000 ar anapo fa raha tsy izay dia afaka 5j vao vita io;vokany dia tsy maintsy nanome zaho satria ilaiko maika ilay taratasy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire