Eau et électricité | Installation d’un point d’accès | Ar
Date: 7 mars 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1361
Efa ho 2 taona izay no nanaovako fangatahana tamin'ny JIRAMA ny fampidirana jiro sy fangatahana compteur fa mbola tsy nivaly ihany hatramin'izao.Kanefa vao niverina tany ny tenako ka namonjy mivantana an'ilay directeur dia nitady fiaraha-miasa aminy ny tenako mba hampalaky ny fivalian'ireo fangatahana ireo ka voatery tsy maintsy nanome kely azy aho.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire