Education | Validation d’une unité | Ar
Date: 10 novembre 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1358
Mpianatra tao ambaratonga ambony ny tenako izay manao agricole,tena tsy hay tokoa ny zavatra mahazo ahy fa rehefa miaffiche ireo resultat ny fanadinana dia hita fa tsy note-ko anatiny relevé de note no mipetraka eo fa latsakin izay,rehefa mamonjy ilay prof moa ny tenako dia mitovy ny note amin relevé-ko ny naoty any aminy.rehefa nanao demande tany amin'ny administration mikasika izany ndray ny tenako dia niova fa latsaka noho ny teo indray ilay note.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire