Fanomezana karama tsy manara-pitsipika

Accueil|Fanomezana karama tsy manara-pitsipika
Entreprise publique | Autre | Ar
Date: 2010-mai 2017 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1426

Mpiasa ao amin'ny biraon'ny  faritany Toliara teo aloha, izay mbola ECD amin'ny zao dia anisan'ny ireo mpiasa ireo iharan'ny kolikoly satria raha mandray karama ireo mpiasa ireo dia atao amin'ny état ny fandoavana ny karaman'izy ireo. Mifono kolikoly izany satria tsy fantan'ireo mpiasa ireo mihitsy ny mari-karamany marina. Personnelle de l'ex-Faritany Toliara ireo olona.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire