Fanorenana fiangonana

Accueil|Fanorenana fiangonana
Secteur privé | Autre | 500 Ar
Date: 2012-2016 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #1396

Nisy rakitra natokana hanamboarana ny CHAPELLE Maninday (FLM). Nisy koa fanampiana koa aza niazo hanamboarana azy io. Natomboka ilay izy nanomboka ny taona 2012 ka hatramin'ny 2016, nefa tsy vita akory na fondation aza. Inona no antony?

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire