Transport | Transport publique | Ar
Date: 08-07-2014 , Analamanga – Antananarivo Atsimondrano | Rapport #748
Nandeha taxi-be aho indray andro. Efa be olona tao ka niteny tamin'ilay receveur aho mba hipetraka amin'ilay seza aoriana ka hoy ny navaliny hoe : mirosoa any aloha fa alàna rehefa tonga amin'ny toerana ialanao. Rehefa niala aho anefa dia elavao tafasoaka satria teo amin'ny seza aorian'ny chauffeur no mipetraka ka notatabainy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire