Gendarmerie | Autre | 260000 Ar
Date: 20-11-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #964
Nilaza ilay tompon’andaikitra iray teo amin’ny brigade fa mandoa vola vao tafiditra manao gendarme ary tafiditra malalaka raha mandoa izany vola izany.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
ie! olona 3 minimum no omena! au moins 500 000 ar ny iray dia miha-miakatra hatramin’ny grade ambony vers les 5 000 000 Ar any ho any! Et tu paye au moins 2 000 000 ar rehefa tafiditra mba tsy halefa any amin’ny sud na any amin’ny dezaka fa en ville amin’izay tsy mijaly loatra!