Autre | — Choisissez le sujet — | 3000000 Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #169
Anisan’ny tena maro mpanao kolikoly ny eo anivon’ny fidirana ao @foloalindahy. Indrindra eo @ fidirana rengagement an’ireo zazavao.Ka mitentina 3000000ar ktramin’ny 5000000ar vao tafiditra amin’izany.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire